Fikambanana mpino maneran-tany izahay no natambatry ny Tompo hiaraka hanao ny asany. Misy mpitandrina, mpiandry, mpanompo, iraka, groupe de louange, mpitoriteny, diakona… samy amin’ny karazam-piangonana  samihafa.  Efa misy mpikambana amin’ny faritra maro eto Frantsa ( Lyon, Limoge, Bordeau, Bretagne,Nante, Paris,  Ile de France, Toulouse, Anemasse, Clermont ferrand, La reunion…) Madagascar sy any Canada sy Guyane. Mivavaka ho anao izahay, mifampivavaka izahay, mifampahery izahay…azonao atao indrindra ny manoratra na ny miantso anay, afaka manatona anao ireo mpiandraikitra NAHITA NY VONINAHITRY JESOSY ireo, hivavaka ho anao ary hampahery izahay. Ary hahita ny voninahitry Jesosy toa anay koa ianao.

Ny foibe dia :

MINISTERA NAHITA NY VONINAHITRY JESOSY

chez PST Evangeliste ANDRIASOLOSON THIERRY HASTER

81 Avenue VOLTAIRE
93190 LIVRY GARGAN

PASTEUR EVANGELISTE THIERRY HASTER

fambara@neuf.fr

TEL  : 0623143447

SECRETAIRE GENERALE

RANAIVOSON Bertrand tel : 0647266909

 

RAHA ANY AMIN’NY FARITANY IANAO DIA IRETO NO ANTSOINAO

PARIS ( filoha rahavavy  MIHAJA tel : 0781794421 )

TOULOUSE ( filoha RAHAVAVY JACQUIE  tel : 0672863150 )

ANNEMASSE ( filoha rahavavy LALAO  tel : 0687459901 )

LYON ( Dokotera Faniry tel : 0631141881 sy Rahavavy Rindra 0673318311)

LORIENT ( rahavavy Yvonne tel : 0633592952 )

NANTE ( Rahavavy Marina tel : 0627254755 )

BESANCON ( rahavavy Vololona )

MADAGASCAR (pasteur Rova 261344314667, psateur LOVA 261341904218