Chargement Évènements

“Hihira ho an’i Jehovah aho, raha mbola velona koa; Hankalaza an’Andriamanitro aho, raha mbola miaina.” Salamo 104 : 33

Andao hiaraka hiredona fiderana miaraka amin’ny Sampana Mpihira MNVJ (Groupe de louange).

NY ALAHADIN’NY SAMPANA MPIHIRA moa dia ho tanterahina ny alahady 10 Novambra 2019 ho avy izao. Ny fotoam-bavaka alahady hariva manontolo dia ho raisin’izy ireo , koa manasa anao ny Fiagonana MNVJ Paris sy Fiangonana MNVJ Toulouse.

Tongava maro hiaraka hanome Voninahitra ny Tompontsika e!

Détails

Date :
novembre 10
Heure :
15 h 00 min - 18 h 00 min
Catégories d’Évènement:
,

Organisateur

MNVJ Foibe