Chargement Évènements

“Nefa Jesosy kosa nanao hoe: Avelao ny zaza, ary aza raràna tsy hanatona Ahy; fa an’ny toa azy ny fanjakan’ny lanitra”.Matio 19:14

Maniry ve ianao mba ahita izany hoe ankizy midera sy manantateraka ny fotoam-pivavahana manontolo? Manasa anao ny Sampana Sekoly alahady MNVJ (Fiagonana MNVJ Paris; Fiangonana MNVJ Toulouse; Fiangonana MNVJ Saint Nazaire) ny alahady 15 septambra 2019 ho avy izao. Hery lehibe ho an’izy ireo ny fanatrehanao.

Détails

Date :
septembre 15
Heure :
15 h 00 min - 18 h 00 min
Catégories d’Évènement:
,

Organisateur

MNVJ Foibe
Téléphone :
0695067366

Lieu

Eglise évangelique MNVJ Paris
10 Rue de la Digue
Saint-Maur-des-Fossés, île de France 94210 France
+ Google Map
Téléphone :
0623143447