Chargement Évènements
  • Cet évènement est passé

« Ary nony mamatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana an’Andriamanitra Paoly sy Silasy; ary nihaino azy ny mpifatotra .Ary nisy horohorontany mafy dia mafy avy tampoka, ka nihozongozona ny fanorenan’ny tranomaizina; dia nivoha niaraka tamin’izay ny varavarana rehetra, ary nivaha avokoa ny fatoran’izy rehetra. » Asan’ny Apostoly 16:25-26.

Andao  isika hanao ALIM-BAVAKA ao anatin’ny « fête de la musique » !

Ny alimbavaka zoma 21 Jona 2019 izao  dia any amin’ny tokan-tranon’i Mamie sy Papie Rajao any plaisir Grignon (78). Atomboka amin’ny 9 ora 30 alina ary mifarana amin’ny 12 alina.

Raha maniry ny hiraka amin’ny mpino ato amin’ny MNVJ Paris ianao amin’izany alim-bavaka izany dia antsoy ny « telephone » ao anatin’ny « contact ».

Détails

Date :
juin 21, 2019
Heure :
21 h 30 min - 23 h 59 min
Catégorie d’Évènement:
Étiquettes Évènement :
, , , , ,

Lieu

Plaisir Grignon
France,

Organisateur

MNVJ Paris
Téléphone :
0695067366