Chargement Évènements
  • Cet évènement est passé

Lasim-panokanana MNVJ FRANCE izay atao any LYON ny herinandron’ny 22 Jolay 2019 ka hatramin’ny 28 Jolay 2019.
Miraka amin’ny
– Pasteur THIERRY ANDRIASOLOSON
– pasteur HANDRINIRINA JAMES
– Pasteur MAHANDRY RAHERIVAHATR’AINA
sy Pasteur Maro

Ahitana Fizarana sy fampianarana tenin’Andriamanitra; fiderana an-kira; fanokanana Diakona, Fanokanana Mpitory teny; batisa; fampianarana mnokana ho an’ny ankizy sy ny tanora; sakafom-pirahalahiana.

Lasim-panokanana MNVJ FRANCE

Détails

Début :
juillet 22, 2019 @ 0 h 00 min
Fin :
juillet 28, 2019 @ 0 h 00 min

Lieu

Cellule de prière MNVJ Lyon
Voir téléphone
Lyon, 69000 France
Téléphone :
0631141881

Organisateur

MNVJ Foibe
Téléphone :
0623143447 / 0605917011 / 0631141881