Fitoriana an-dalambe ny sekoly alahady MNVJ Paris ny volana Aprily 2019

28
Avr

« Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany » Ohabolana 22:6
28 Aprily 2019: Fitoriana filazan-tsara eny amin’ny Metrô notanterahan’ny Mpianatra sekoly alahady MNVJ PARIS : Terminus Métrô 7 ville Juiffes (Sary sekoly alahady)