FIFOHAZANA

Tsy voalazako va fa raha hino ianao dia ho hitanao ny voninahitr’Andriamanitra? Jean 11:40

ASA FIFOHAZANA

TENIM-PAHEFANA MATIO 10:8

Sitrano ny marary, atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia; efa nahazo maimaimpoana ianareo, koa manomeza maimaimpoana…

TENIM-PAHEFANA JAONA 20:23

Na helok’iza na helok’iza no avelanareo, dia voavela izany; ary na an’iza na an’iza kosa no tsy avelanareo, dia tsy voavela izany.

ASA FITORIANA

Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin’izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin’ny olombelona rehetra. MARKA 16:15